TSIKY KELY HO ANAO.« Tena tsaroako foana iny andro iny. Nitsofoka tao  traduction - TSIKY KELY HO ANAO.« Tena tsaroako foana iny andro iny. Nitsofoka tao  Français comment dire

TSIKY KELY HO ANAO.« Tena tsaroako

TSIKY KELY HO ANAO
.
« Tena tsaroako foana iny andro iny. Nitsofoka tao anaty efitrano iray aho, faly sady matahotra miheritreritra sahady hoe lehibe aho ity ka hanao ilay zavatra natokana ho an'ny olondehibe irery ihany amin'izay.
Niheritreritra elabe aho ary tapa-kevitra ka noraisiko tamin'ny tanako ilay zavatra ampiasaina ary navadibadiko teo ilay izy sady nandinika tsara azy ihany aho.
Rehefa avy nijery sy nandinika ilay zavatra lalina aho dia tapakevitra fa hampiditra azy nefa talohan'izany dia nasiako foniny miaro ilay izy izay tsy maintsy nampidirina moramora izany mba tsy hiforitra.
Efa tafiditra ilay izy ary hitako rehefa nosokafana moramora ilay vazatra manify nanasaraka anay nefa na izany aza mbola nisalasala foana aho hoe hotanterahiko hatramin'ny farany ve !
Nampidiriko ilay izy aza ary teo amin'ny antsasany mbola natahotra sy nisalasala ihany aho. Navoakako moramora aloha ary nisento aho no nakipiko ny masoko ary nampidiriko tanteraka tany amin'izay ilay izy.
Rehefa vita izany dia hoy aho anakam-po hoe ho lany aza ve sa tsy ho lany iny olona nofidiako iny ? »
Hoy Ikalasoa nitantara ny fifidianana voalohany nataony nandritra ny fahavalo ambinifolon'ny taonany.
1199/5000
De: Détecter la langue
Vers: Français
Résultats (Français) 1: [Copie]
Copié!
TSIKY KELY HO ANAO.« Tena tsaroako foana iny andro iny. Nitsofoka tao anaty efitrano iray aho, faly sady matahotra miheritreritra sahady hoe lehibe aho ity ka hanao ilay zavatra natokana ho an'ny olondehibe irery ihany amin'izay.Niheritreritra elabe aho ary tapa-kevitra ka noraisiko tamin'ny tanako ilay zavatra ampiasaina ary navadibadiko teo ilay izy sady nandinika tsara azy ihany aho.Rehefa avy nijery sy nandinika ilay zavatra lalina aho dia tapakevitra fa hampiditra azy nefa talohan'izany dia nasiako foniny miaro ilay izy izay tsy maintsy nampidirina moramora izany mba tsy hiforitra.Efa tafiditra ilay izy ary hitako rehefa nosokafana moramora ilay vazatra manify nanasaraka anay nefa na izany aza mbola nisalasala foana aho hoe hotanterahiko hatramin'ny farany ve !Nampidiriko ilay izy aza ary teo amin'ny antsasany mbola natahotra sy nisalasala ihany aho. Navoakako moramora aloha ary nisento aho no nakipiko ny masoko ary nampidiriko tanteraka tany amin'izay ilay izy.Rehefa vita izany dia hoy aho anakam-po hoe ho lany aza ve sa tsy ho lany iny olona nofidiako iny ? »Hoy Ikalasoa nitantara ny fifidianana voalohany nataony nandritra ny fahavalo ambinifolon'ny taonany.
En cours de traduction, veuillez patienter...
Résultats (Français) 2:[Copie]
Copié!
Conseil d'un sourire pour vous
.
Je me souviens encore de ce jour. Je suis entré dans une chambre, l' intention heureux et peur de ce grand déjà, et de faire les choses réservées aux adultes seulement.
Je pensais que long et a décidé d'utiliser le matériel, alors je sortis de ma main et feuilletais Je les examinais attentivement.
Après avoir regardé et examiné la profondeur mais déterminé à les mettre en, mais avant, je mets un couvercle de protection qui doit être prise si facilement plié. On
m'a présenté et lors de l' ouverture vazatra lentement mince qui nous sépare, mais néanmoins , je l' ai toujours douté que je vais effectuer à la fin!
Lance et la moitié étaient pas peur et je doutais. Doucement enlevé et Soupirant, je fermai les yeux et de mettre l'endroit.
Quand je me suis dit que je choisis les coûts de celle - ci, si oui ou non cette personne? »
Ikalasoa dit à sa première élection ambinifolon'ny huitième anniversaire.
En cours de traduction, veuillez patienter...
Résultats (Français) 3:[Copie]
Copié!
tsiky kely = ho anao.foana dans ma « tena tsaroako andro dans ma.nitsofoka tao anaty efitrano iray aho, famille. sady matahotra miheritreritra sahady hoe lehibe aho) ilay natokana ho an"ny ka hanao zavatra olondehibe irery ihany amin"izay.niheritreritra elabe aho, kevitra ka noraisiko tamin"ny tanako ilay tapa zavatra ampiasaina ary navadibadiko teo ilay izy sady tsara nandinika vague ihany aho.rehefa ilay avy nijery sy nandinika zavatra lalina aho dia tapakevitra fa hampiditra nefa foniny talohan"izany dia nasiako folle miaro ilay izy izay tsy maintsy nampidirina moramora izany mba tsy hiforitra.cfc tafiditra ilay izy hitako rehefa et nosokafana moramora ilay vazatra manify nanasaraka anay cefn na izany aza mbola nisalasala foana aho hoe hotanterahiko hatramin"ny farany ve!nampidiriko ilay izy aza, antsasany natahotra sy nisalasala teo amin"ny mbola ihany aho.navoakako moramora aloha ary nisento aho pas nampidiriko nakipiko ny "masoko, tanteraka tany amin"izay ilay izy.rehefa vita izany dia hoy aho ont anakam po hoe - aza - ve sa tsy ho dans ma olona ont nofidiako dans ma?»hoy ikalasoa nitantara ny fifidianana voalohany nataony nandritra ny fahavalo ambinifolon"ny taonany.
En cours de traduction, veuillez patienter...
 
Autres langues
l'outil d'aide à la traduction: Afrikaans, Albanais, Allemand, Amharique, Anglais, Arabe, Arménien, Azéri, Basque, Bengali, Birman, Biélorusse, Bosniaque, Bulgare, Catalan, Cebuano, Chichewa, Chinois, Chinois traditionnel, Cingalais, Corse, Coréen, Croate, Créole haïtien, Danois, Détecter la langue, Espagnol, Espéranto, Estonien, Finnois, Français, Frison, Galicien, Gallois, Gaélique (Écosse), Grec, Gujarati, Géorgien, Haoussa, Hawaïen, Hindi, Hmong, Hongrois, Hébreu, Igbo, Irlandais, Islandais, Italien, Japonais, Javanais, Kannada, Kazakh, Khmer, Kinyarwanda, Kirghiz, Klingon, Kurde, Laotien, Latin, Letton, Lituanien, Luxembourgeois, Macédonien, Malaisien, Malayalam, Malgache, Maltais, Maori, Marathi, Mongol, Norvégien, Néerlandais, Népalais, Odia (oriya), Ouzbek, Ouïgour, Pachtô, Panjabi, Persan, Philippin, Polonais, Portugais, Roumain, Russe, Samoan, Serbe, Sesotho, Shona, Sindhî, Slovaque, Slovène, Somali, Soundanais, Suédois, Swahili, Tadjik, Tamoul, Tatar, Tchèque, Telugu, Thaï, Turc, Turkmène, Ukrainien, Urdu, Vietnamien, Xhosa, Yiddish, Yorouba, Zoulou, indonésien, Traduction en langue.

Copyright ©2025 I Love Translation. All reserved.

E-mail: ilovetranslation@live.com