Miomana ianao chérie fa ho avy aho eFa ho avy aho eNy fo feno fitiavan traduction - Miomana ianao chérie fa ho avy aho eFa ho avy aho eNy fo feno fitiavan Français comment dire

Miomana ianao chérie fa ho avy aho

Miomana ianao chérie fa ho avy aho e
Fa ho avy aho e
Ny fo feno fitiavana ô
Hangotrakotraka ity alina e
Ho tafaray indray ny tia sy manina ô
Dia hisy tambitamby ô
Hiampy safosafo e
Hifamihina ao anaty haizina ka ho salanitra e

Efa te-hisosa 'lay tônabilina
Te-ho eny an-danitra koa ny boeing
Te-hidola lay lamasinina
Hidola eo anilanao
Hiosana, hisonenika
Efa kobonao izany ka tsy afeniko e
Ny fanirina, ny hafaliana
Eo anilanao re ry Kalatiana
Tsy fanahiniana
Zany an !

Efa ela aky chérie niandrasako ô
Niandrasako ô
Ity andro iray ho anjarako ô
Hatrizay any aho ka niaritra e
Nangetaheta mafy anao tsy tazana
F'anio kosa indray e
Ho avela ho may izay ho may e
Efa ela no nifampitady ka aleo hitobaka e

Hmm ! Vonoy aloha io famantaranandronao io ka !
(k'aleo hitobaka e)
Maneno eo indray io marina e !
(k'aleo hitobaka e)
0/5000
De: -
Vers: -
Résultats (Français) 1: [Copie]
Copié!
Miomana ianao chérie fa ho avy aho etFA ho avy aho etNY fo foin fitiavana ôHangotrakotraka ity alina etHo tafaray indray ny tante sy manina ôJournée hisy tambitamby ôSafosafo et HiampyHifamihina à salanitra et haizina ka ho anatyALE-hisosa vous ' lay tônabilinaTe-ho eny an-danitra koa ny boeingHidola vous posez lamasininaHidola et anilanaoHiosana, hisonenikaEFA kobonao izany ka tsy afeniko etNY fanirina, ny hafalianaEt anilanao re ry KalatianaTsy fanahinianaZany un !EFA she aky Cherie niandrasako ôNiandrasako ôIray andro Ity ho anjarako ôHatrizay aho niaritra ou kaPar mafy Nangetaheta anao tsy tazanaF ' Annika kosa indray etHo ho ho izay FA mai-mai etEFA elle nifampitady ka hitobaka et aleoHmm ! Vonoy io famantaranandronao io aloha ka !(k ' aleo et hitobaka)Maneno et indray io et marina !(k ' aleo et hitobaka)
En cours de traduction, veuillez patienter...
Résultats (Français) 2:[Copie]
Copié!
Préparer Cherie je viendrais, ô miséricordieuse,
ô Dieu, que je viendrai bouillante sur la nuit retrouver l'amour, l' amitié, l' affection, O mon aide tissé dans l'obscurité et caresse moyenne e -glide ' tente tônabilina veulent être dans le ciel Boeing veulent tente Dole former votre côté Dole Osaka, Mikoboka 'm heureux , et je ne vous cacherai pas le désir, la joie par Kalatiana pas Zany âmes ! longue attente Machi Cherie O O O attentes Ce jour - là pour moi depuis que je suis là et ai enduré la soif pas visible Ma'an, à son tour, leur permettre de brûler, ont longtemps été brûlant camp nifampitady et plutôt Hmm! Tuez - le et regardez - le! (Camp K'aleo) de retour en pleine! (Camp K'aleo)































En cours de traduction, veuillez patienter...
 
Autres langues
l'outil d'aide à la traduction: Afrikaans, Albanais, Allemand, Amharique, Anglais, Arabe, Arménien, Azéri, Basque, Bengali, Birman, Biélorusse, Bosniaque, Bulgare, Catalan, Cebuano, Chichewa, Chinois, Chinois traditionnel, Cingalais, Corse, Coréen, Croate, Créole haïtien, Danois, Détecter la langue, Espagnol, Espéranto, Estonien, Finnois, Français, Frison, Galicien, Gallois, Gaélique (Écosse), Grec, Gujarati, Géorgien, Haoussa, Hawaïen, Hindi, Hmong, Hongrois, Hébreu, Igbo, Irlandais, Islandais, Italien, Japonais, Javanais, Kannada, Kazakh, Khmer, Kinyarwanda, Kirghiz, Klingon, Kurde, Laotien, Latin, Letton, Lituanien, Luxembourgeois, Macédonien, Malaisien, Malayalam, Malgache, Maltais, Maori, Marathi, Mongol, Norvégien, Néerlandais, Népalais, Odia (oriya), Ouzbek, Ouïgour, Pachtô, Panjabi, Persan, Philippin, Polonais, Portugais, Roumain, Russe, Samoan, Serbe, Sesotho, Shona, Sindhî, Slovaque, Slovène, Somali, Soundanais, Suédois, Swahili, Tadjik, Tamoul, Tatar, Tchèque, Telugu, Thaï, Turc, Turkmène, Ukrainien, Urdu, Vietnamien, Xhosa, Yiddish, Yorouba, Zoulou, indonésien, Traduction en langue.

Copyright ©2025 I Love Translation. All reserved.

E-mail: