Résultats (
Anglais) 1:
[Copie]Copié!
Rominah no anarako .19 taona aho ,ary manana zandry iray atao hoe;steve . 6km miala eto ny fonenanay, ary samy mianatra avokoa izahay mianadahy. Vao maraina dia mandray kahier hamonjy ny sekoly. Indray andro , avy nirava aho ka namonjy filaharana ny bus sekoly, avy be ny orana tamin,izay! ny bus nanjasana tsy tonga fa simba teny an-dalana.. nanapaka hevitra aho ny handeha taxi hamonjy ny fonenako, efa hariva tamin,izay, vao tonga tao an-trano, ny zandriko no indro hitako namoha trano no sady nanolotra vonikazo, ho ahy, teo vao taitra hao fa feno 19 taona androany aho.; nitsiky kely aho sady namihina azy, tamin,ny hafaliana...
En cours de traduction, veuillez patienter...
